Fahano np mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!
INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.
MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana% 100 ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, ny Apps Factory.
KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto
NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famah-man 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.
İZA İZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Yeni tətbiq orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - Təhsil Texnologiyaları Mərkəzi, sy IRC - Beynəlxalq Xilasetmə Komitəsi.
Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana moraty izləyin. İzahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny data arha - mən məlumat arana ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.
-----
Monster Feed - Malaqasiyada uşaqlara oxumağın əsaslarını öyrədir. Canavar yumurtalarını toplayın və onlara yeni dostlar qurmaq üçün məktublar bəsləyin!
HAYVAN YEMƏK NƏDİR?
The Monster Feed, uşaqları cəlb etmək və oxumağı öyrənməyə kömək etmək üçün sübut edilmiş "öyrənmək üçün oyun" üsullarından istifadə edir. Uşaqlar ev heyvanlarını toplamaqdan və böyüməkdən zövq alırlar.
YÜKLƏMƏK PULSUZ, REKLAMLAR VƏ APP SATIŞLARINDA YOX!
Bütün məzmun% 100 pulsuzdur, savadlılıq məqsədi ilə fəaliyyət göstərən qeyri-kommersiya təşkilatı Curious Learning, CET və Apps Factory tərəfindən yaradılmışdır.
Oxu bacarıqlarını təşviq etmək üçün OYUN XÜSUSİYYƏTLƏRİ:
• Əyləncəli və cəlbedici fonik bulmacalar
• Oxuma və yazmağa kömək etmək üçün məktub izləmə oyunları
• Lüğət yaddaş oyunları
• Çətin "yalnız səs" səviyyələri
• Valideyn irəliləyişi hesabatı
• Fərdi istifadəçi inkişafı üçün çox istifadəçi giriş.
• Kolleksiya, inkişaf etmək və əyləncəli canavarlar
Güncəlləmə vaxtı
27 apr 2021