Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 хил.+
Изтегляния
Класификация на съдържанието
За всички възрасти
Екранна снимка
Екранна снимка
Екранна снимка
Екранна снимка
Екранна снимка
Екранна снимка
Екранна снимка

Всичко за тази игра

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany „raha ny feom-peony“ isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana всеки amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny app
• Ци миси докам-баротра
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famaitahan-tenba mhamaitafa mba 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - Центърът за образователни технологии, sy IRC - Международният спасителен комитет.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny syo manayany manoyan manoyan manoyan manoyan manoyan manoyan manoyan manoyan manoyan manoyan Izahay диаметър fikambanana mpikaroka, mpamolavola, Сай mpampianatra izay неопределено бъдеще tanjona Ню Йорк hanome fampianarana mamaky teny Сай manoratra Ню Йорк ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo Сай Ню Йорк данни - мерното Miasa MBA hahatonga Ню Йорк приложение Fahano ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed The Monster учи децата на основите на четенето в Мадагаскар. Събирайте чудовищни ​​яйца и ги хранете с писма, за да могат те да растат в нови приятели!

КАКВО ХРАНИ ЧУДОВИЩЕТО?
Feed The Monster използва доказани техники „играй, за да се научиш“, за да ангажира децата и да им помогне да се научат да четат. Децата обичат да събират и отглеждат чудовища за домашни любимци, докато учат основи на четенето.

БЕЗПЛАТНО ЗА ИЗТЕГЛЯНЕ, БЕЗ РЕКЛАМИ, НЕ В ПОКУПКИ В АПП!
Цялото съдържание е 100% безплатно, създадено от неправителствени организации с грамотност Curious Learning, CET и Apps Factory.

ХАРАКТЕРИСТИКИ НА ИГРАТА ЗА НАСЪРЧАВАНЕ НА УМЕНИЯТА ЗА ЧЕТЕНЕ:
• Забавни и завладяващи звукови пъзели
• Игри за проследяване на писма за подпомагане на четенето и писането
• Игри с памет на речника
• Предизвикателни нива само за звук
• Отчет за напредъка на родителите
• Вход за много потребители за индивидуален напредък на потребителя.
• Събираеми, развиващи се и забавни чудовища
Актуализирано на
27.04.2021 г.

Безопасност на данните

Безопасността започва с разбирането на това, как програмистите събират и споделят данните ви. Практиките за поверителност и сигурност на данните може да варират в зависимост от употребата от ваша страна, региона и възрастта ви. Тази информация е предоставена от програмиста и той може да я актуализира с течение на времето.
Това приложение може да споделя следните типове данни с трети страни
Местоположение, Активност в приложението и Информация за приложението и ефективността
Това приложение може да събира следните типове данни
Местоположение, Активност в приложението и Информация за приложението и ефективността
Данните се шифроват при предаване
Можете да поискате данните да бъдат изтрити
Поет ангажимент за спазване на правилата на Google Play за семейства