Vakio miaraka amin'i Akili - T

5 χιλ.+
Λήψεις
Αξιολόγηση περιεχομένου
Κατάλληλο για όλους
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης

Περιγραφή εφαρμογής

TOERANA MARO BE

Miaràha amin'i Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

Λοιπόν, είμαι Ακίλι Anaty ala; Ambony sambo; Κάποιο an-trano; IANAO no misafidy miaraka amin'ity bokim-pifandraisana ity. Aza adino misavaona ny vorona, mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana sambo eny an-dàlana!

Manomboka eny ambony rahona hatrany amin'ny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka amin'ny it tantara mampihetsi-po ity.

ΦΑΝΤΑΧΑΡΑΜ-ΠΟΤΟΑΝΑ

* MAMAKY amin'ny alàlan'ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin'ny alàlan'ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MISAFIDY ny toerana alehan'i Akili manaraka - Ianao no απαι ny tantara
* AKILI no mitantara azy hatramin'ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky


MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforoninny Curious Learning sy Ubongo ..


NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN'NY FAHITA LAVITRA - AKILI AND ME

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin'ny alàlan'ny sarimihetsika, noforoninnyny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan'ny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin'ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Τανζανία. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsara toetra no mifehy ny fihetsem -πόνι ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin'ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin'ny aterineto, tian'ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin'i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili and Me amin'ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin'ny firenenao ny fampianarana.


MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan'ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!

Manandratra avo ny herin'ny fialam-boly, ny fihitaran'ny haino aman-jery ary ny teknolojian'ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.


MOMBA NY CURIOUS ΜΑΘΗΣΗ

Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin'ny fitenin-drazany maneran-tany amin'ny alàlan'ny porofo mivaingana sy antontan'isa voamarina.

ΕΦΑΡΜΟΓΗ MOMBA NY

Vakio miaraka amin'i Akili - Toerana Maro Be! Dia noforoninnyny sehatry ny Curious Reader, novokarin'ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
Ενημερώθηκε στις
31 Μαρ 2022

Ασφάλεια δεδομένων

Η ασφάλειά σας ξεκινά από την κατανόηση του τρόπου με τον οποίο οι προγραμματιστές συλλέγουν και κοινοποιούν τα δεδομένα σας. Οι πρακτικές απορρήτου και ασφάλειας δεδομένων μπορεί να διαφέρουν ανάλογα με τη χρήση, την περιοχή και την ηλικία σας. Αυτές οι πληροφορίες παρέχονται από τον προγραμματιστή και ενδέχεται να ενημερωθούν με την πάροδο του χρόνου.
Αυτή η εφαρμογή ενδέχεται να κοινοποιεί αυτούς τους τύπους δεδομένων σε τρίτα μέρη
Τοποθεσία, Δραστηριότητα σε εφαρμογές και Πληροφορίες και απόδοση εφαρμογής
Αυτή η εφαρμογή ενδέχεται να συλλέγει αυτούς τους τύπους δεδομένων
Τοποθεσία, Δραστηριότητα σε εφαρμογές και Πληροφορίες και απόδοση εφαρμογής
Τα δεδομένα κρυπτογραφούνται κατά τη μεταφορά
Δεν είναι δυνατή η διαγραφή δεδομένων
Δεσμεύεται να ακολουθεί την πολιτική για Οικογένειες του Play

Τι νέο υπάρχει

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.