Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 χιλ.+
Λήψεις
Αξιολόγηση περιεχομένου
Κατάλληλο για όλους
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης
Εικόνα στιγμιότυπου οθόνης

Περιγραφή παιχνιδιού

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO;
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian'ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin'ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN'NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin'ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin'ny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany «raha ny feom-peony» isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana κάθε amin'ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran'ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza διατύπωση ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN'IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN'NY ZANAKAO.
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonannyny maro tao anatin'ny siansannyny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana επιλογή manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ah «ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an'ny ankizy.

IZA IZAHAY;
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan'ny Ministeran'ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin'ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin'ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin'ny fiaraha miasa teo amin'ny Apps Factory, CET - Το Κέντρο Εκπαιδευτικής Τεχνολογίας, sy IRC - Η Διεθνής Επιτροπή Διάσωσης.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon'ny Curious Learning dika teny tamin'ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan'ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin'ny fahaizana mamaky teny sy manoratra Izahay dia fikambanana mpikaroka, mamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny data - aryy magion ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed Το Monster διδάσκει στα παιδιά τις βασικές αρχές της ανάγνωσης στη Μαδαγασκάρη. Συλλέξτε τέρατα αυγά και ταΐστε τα γράμματα, ώστε να μπορούν να γίνουν νέοι φίλοι!

ΤΙ ΕΙΝΑΙ ΤΡΟΦΟΔΟΣΙΑ ΤΟ MONSTER;
Το Feed The Monster χρησιμοποιεί αποδεδειγμένες τεχνικές «παιχνιδιού για μάθηση» για να προσελκύσει τα παιδιά και να τα βοηθήσει να μάθουν να διαβάζουν. Τα παιδιά απολαμβάνουν τη συλλογή και την ανάπτυξη τεράτων κατοικίδιων ζώων, ενώ μαθαίνουν να διαβάζουν βασικές αρχές.

ΔΩΡΕΑΝ ΛΗΨΗ, ΟΧΙ ΔΙΑΦΗΜΙΣΕΙΣ, ΟΧΙ ΣΕ ΑΓΟΡΕΣ ΕΦΑΡΜΟΓΗΣ!
Όλο το περιεχόμενο είναι 100% δωρεάν, δημιουργήθηκε από μη κερδοσκοπικούς οργανισμούς Curious Learning, CET και Apps Factory.

ΧΑΡΑΚΤΗΡΙΣΤΙΚΑ ΠΑΙΧΝΙΔΙΟΥ ΓΙΑ ΤΗΝ ΠΡΟΩΘΗΣΗ ΤΩΝ ΔΕΞΙΟΤΗΤΩΝ ΑΝΑΓΝΩΣΗΣ:
• Διασκεδαστικά και συναρπαστικά φωνητικά παζλ
• Παιχνίδια εντοπισμού επιστολών για βοήθεια στην ανάγνωση και τη γραφή
• Παιχνίδια μνήμης λεξιλογίου
• Προκλητικά επίπεδα «μόνο ήχου»
• Γονική έκθεση προόδου
• Σύνδεση πολλαπλών χρηστών για μεμονωμένη πρόοδο χρήστη.
• Συλλεκτικά, εξελικτικά και διασκεδαστικά τέρατα
Ενημερώθηκε στις
27 Απρ 2021

Ασφάλεια δεδομένων

Η ασφάλειά σας ξεκινά από την κατανόηση του τρόπου με τον οποίο οι προγραμματιστές συλλέγουν και κοινοποιούν τα δεδομένα σας. Οι πρακτικές απορρήτου και ασφάλειας δεδομένων μπορεί να διαφέρουν ανάλογα με τη χρήση, την περιοχή και την ηλικία σας. Αυτές οι πληροφορίες παρέχονται από τον προγραμματιστή και ενδέχεται να ενημερωθούν με την πάροδο του χρόνου.
Αυτή η εφαρμογή ενδέχεται να κοινοποιεί αυτούς τους τύπους δεδομένων σε τρίτα μέρη
Τοποθεσία, Δραστηριότητα σε εφαρμογές και Πληροφορίες και απόδοση εφαρμογής
Αυτή η εφαρμογή ενδέχεται να συλλέγει αυτούς τους τύπους δεδομένων
Τοποθεσία, Δραστηριότητα σε εφαρμογές και Πληροφορίες και απόδοση εφαρμογής
Τα δεδομένα κρυπτογραφούνται κατά τη μεταφορά
Μπορείτε να αιτηθείτε τη διαγραφή δεδομένων
Δεσμεύεται να ακολουθεί την πολιτική για Οικογένειες του Play