Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 t.+
Lataukset
Sisällön ikärajoitus
Kaikki
Kuvakaappaus
Kuvakaappaus
Kuvakaappaus
Kuvakaappaus
Kuvakaappaus
Kuvakaappaus
Kuvakaappaus

Tietoa pelistä

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ’milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-pioni” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana, mikä tahansa amnny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny -sovellus
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN'IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO ANNY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny heinä soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-pioni, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - Centre for Educational Technology, sy IRC - The International Rescue Committee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny sy manoray ho an’areo hoa’ire. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny data - ary miasa mia ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed The Monster opettaa lapsille madagaskarin lukemisen perusteita. Kerää hirviömunia ja syötä heille kirjeitä, jotta heistä voi kasvaa uusia ystäviä!

MITÄ RUOKAA MONSTER?
Feed The Monster käyttää todistettuja "leikkiä oppimaan" -tekniikoita houkuttelemaan lapsia ja auttamaan heitä oppimaan lukemaan. Lapset nauttivat lemmikkihirviöiden keräämisestä ja kasvattamisesta samalla, kun he oppivat lukemisen perusteita.

ILMAINEN LATAA, EI MAINOKSIA, EI SOVELLUSTEN HANKINNOISSA!
Kaikki sisältö on 100% ilmaista, luonut lukutaitoa tavoittelemattomat yhteisöt Curious Learning, CET ja Apps Factory.

PELIN OMINAISUUDET LUETTAVUUDEN EDISTÄMISEKSI:
• Hauskoja ja kiehtovia foneikkapulmia
• Kirjeiden jäljityspelit lukemisen ja kirjoittamisen helpottamiseksi
• Sanavaramuistipelit
• Haastavat vain äänitasot
• Vanhempien edistymisraportti
• Usean käyttäjän sisäänkirjautuminen yksittäisen käyttäjän edistymiseksi.
• Kerättävät, kehitettävät ja hauskat hirviöt
Päivitetty
27.4.2021

Dataturvallisuus

Turvallisuus alkaa siitä, että ymmärrät, miten kehittäjät keräävät ja jakavat dataasi. Datan yksityisyys- ja turvallisuuskäytännöt saattavat vaihdella käytön, alueen ja iän mukaan. Kehittäjä on antanut nämä tiedot ja saattaa päivittää niitä myöhemmin.
Sovellus voi jakaa näitä datatyyppejä kolmansille osapuolille
Sijainti, Sovellustoiminta ja Sovellusten tiedot ja toiminta
Sovellus voi kerätä näitä datatyyppejä
Sijainti, Sovellustoiminta ja Sovellusten tiedot ja toiminta
Data salataan siirron ajaksi
Voit pyytää datan poistamista
Sitoutunut noudattamaan Playn perhekäytäntöä