Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!
INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika «milalao mba hianarana» efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.
MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.
KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany «raha ny feom-pivoine» isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Application Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto
NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-pivoine, ny Voambolana ary ny hhahaan m tenhaba m 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra houe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.
IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - The Center for Educational Technology, sy IRC - The International Rescue Committee.
Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby teny angilisy. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizyiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny data de fahata mifototra amin'ny sur ma nofo syhana amin'y nofo syhana nofo syhana ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany évite d'être amin'ny fiteny manerana ny tany.
-----
Feed The Monster enseigne aux enfants les rudiments de la lecture en malgache. Ramassez des œufs de monstres et donnez-leur des lettres pour qu'ils deviennent de nouveaux amis!
QU'EST-CE QUE NOURRIR LE MONSTRE?
Feed The Monster utilise des techniques éprouvées de «jeu pour apprendre» pour impliquer les enfants et les aider à apprendre à lire. Les enfants aiment collectionner et cultiver des monstres de compagnie tout en apprenant les bases de la lecture.
TÉLÉCHARGEMENT GRATUIT, PAS D'ANNONCES, PAS D'ACHATS D'APPLICATION!
Tout le contenu est 100% gratuit, créé par les associations d'alphabétisation Curious Learning, CET et Apps Factory.
CARACTÉRISTIQUES DU JEU POUR PROMOUVOIR LES COMPÉTENCES DE LECTURE:
• Des puzzles phoniques amusants et captivants
• Jeux de traçage de lettres pour faciliter la lecture et l’écriture
• Jeux de mémoire de vocabulaire
• Niveaux «son uniquement» difficiles
• Rapport de progression parental
• Connexion multi-utilisateurs pour la progression de chaque utilisateur.
• Monstres à collectionner, évolutifs et amusants
Date de mise à jour
27 avr. 2021