Vakio miaraka amin'i Akili - T

+5K‏
הורדות
סיווג תוכן
כולם
צילום מסך
צילום מסך
צילום מסך
צילום מסך
צילום מסך
צילום מסך
צילום מסך

מידע על האפליקציה הזו

TOERANA MARO BE

Miaràha amin'i Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

Ho aiza i Akili avy eo? אנתי עלא? סמבו אמבוני? יש אנ-טראנו? IANAO no misafidy miaraka amin'ity bokim-pifandraisana ity. Aza adino misavaona ny vorona, mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana sambo eny an-dàlana!

Manomboka eny ambony rahona hatrany amin'ny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka amin'ny ity tantara mampihetsi-po ity.

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY amin’ny alàlan’ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin'ny alàlan'ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MISAFIDY ny toerana alehan'i Akili manaraka - Ianao no manao ny tantara
AKILI no mitantara azy hatramin’ny farany
* MAZOTOA מיאנטרה ממאקי


MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin'ny Curious Learning sy Ubongo ..


NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - AKILI AND I

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin'ny alàlan'ny sarimihetsika, noforonin'ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Africa, hoan'ny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsara toetra no mifehy -פוני ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin'ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin'ny aterineto, tian'ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin'i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili and Me amin'ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin'ny firenenao ny fampianarana.


MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan'ny ankizy ao Africa. Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!

Manandratra avo ny herin'ny fialam-boly, ny fihitaran'ny haino aman-jery ary ny teknolojian'ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.


למידה סקרנית של MOMBA NY

למידה סקרנית dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan'ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin'ny fitenin-drazany maneran-tany amin'ny alàlan'ny porofo mivaingana sy antontan'isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Toerana Maro Be! Dia noforonin'ny sehatry ny Curious Reader, novokarin'ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
עדכון אחרון בתאריך
31 במרץ 2022

אבטחת נתונים

כדי לשמור על הבטיחות צריך קודם כל להבין איך המפתחים אוספים ומשתפים את הנתונים שלך. נוהלי פרטיות הנתונים ואבטחת הנתונים עשויים להשתנות בהתאם לשימוש, לאזור ולגיל המשתמש. המפתח סיפק את המידע הזה והוא עשוי לעדכן אותו מדי פעם.
האפליקציה הזאת עשויה לשתף את סוגי הנתונים האלה עם צדדים שלישיים
מיקום, פעילות באפליקציות ומידע על האפליקציה וביצועי האפליקציה
האפליקציה הזאת עשויה לאסוף את סוגי הנתונים האלה
מיקום, פעילות באפליקציות ומידע על האפליקציה וביצועי האפליקציה
הנתונים מוצפנים בזמן ההעברה
אי אפשר למחוק את הנתונים
התחייבות לעמוד במדיניות של Play בנושא תוכן שמיועד למשפחות

מה חדש

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.