Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 rb+
Hasil download
Rating konten
Semua Umur
Gambar screenshot
Gambar screenshot
Gambar screenshot
Gambar screenshot
Gambar screenshot
Gambar screenshot
Gambar screenshot

Tentang game ini

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian'ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin'ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN'NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin'ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin'ny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Voambolana Kilalao mampitadidy
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony“ isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana apapun sinar amin'ny aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifotra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahan 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra cangkul mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an'ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan'ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. App orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - Pusat Teknologi Pendidikan, sy IRC - The International Rescue Committee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon'ny Curious Learning dika teny tamin'ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny sy manoratra izyana mamaky teny sy manoratra. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny app - aryonga mny porofo sy ny app - aryonga Ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed The Monster mengajari anak-anak dasar-dasar membaca dalam bahasa Malagasi. Kumpulkan telur monster dan beri mereka surat agar mereka bisa tumbuh menjadi teman baru!

APAKAH FEED THE MONSTER?
Feed The Monster menggunakan teknik 'bermain untuk belajar' yang telah terbukti untuk melibatkan anak-anak dan membantu mereka belajar membaca. Anak-anak senang mengumpulkan dan memelihara monster peliharaan sambil belajar membaca dasar-dasar.

GRATIS DIUNDUH, TANPA IKLAN, TANPA PEMBELIAN APLIKASI!
Semua konten 100% gratis, dibuat oleh lembaga literasi nonprofit Curious Learning, CET, dan Apps Factory.

FITUR GAME UNTUK MEMPROMOSIKAN KETERAMPILAN MEMBACA:
• Teka-teki fonik yang menyenangkan dan menarik
• Permainan penelusuran huruf untuk membantu membaca dan menulis
• Game memori kosakata
• Menantang level "hanya suara"
• Laporan kemajuan orang tua
• Login multi-pengguna untuk kemajuan pengguna individu.
• Monster yang bisa dikoleksi, berevolusi, dan menyenangkan
Diupdate pada
27 Apr 2021

Keamanan Data

Keamanan dimulai dengan memahami cara developer mengumpulkan dan membagikan data Anda. Praktik privasi dan keamanan data dapat bervariasi berdasarkan penggunaan, wilayah, dan usia Anda. Developer memberikan informasi ini dan dapat memperbaruinya seiring waktu.
Aplikasi ini dapat membagikan jenis data ini kepada pihak ketiga
Lokasi, Aktivitas aplikasi, dan Info dan performa aplikasi
Aplikasi ini dapat mengumpulkan jenis data berikut
Lokasi, Aktivitas aplikasi, dan Info dan performa aplikasi
Data dienkripsi saat dalam pengiriman
Anda dapat meminta agar data dihapus
Berkomitmen untuk mematuhi Kebijakan Keluarga Play