Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1000+
Download
Classificazione dei contenuti
Per tutti
Immagine screenshot
Immagine screenshot
Immagine screenshot
Immagine screenshot
Immagine screenshot
Immagine screenshot
Immagine screenshot

Informazioni sul gioco

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika "milalao mba hianarana" efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin'ny fianarana famakina teny. Tian'ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin'ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN'NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin'ny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany "raha ny feom-peony" isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin'ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'ny siansan'ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny a famakian-tenfa 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an'ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Nuova app orijinaly amin'ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin'ny fiaraha miasa teo amin'ny Apps Factory, CET - The Center for Educational Technology, sy IRC - The International Rescue Committee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon'ny Curious Learning dika teny tamin'ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan'ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin'ny fahaizana mamakory teny. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofa dati ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany evitare di essere amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed The Monster insegna ai bambini i fondamenti della lettura in malgascio. Raccogli le uova dei mostri e dai loro da mangiare delle lettere in modo che possano crescere in nuovi amici!

CHE COSA È ALIMENTARE IL MOSTRO?
Feed The Monster utilizza tecniche collaudate "gioca per imparare" per coinvolgere i bambini e aiutarli a imparare a leggere. I bambini si divertono a raccogliere e far crescere mostri da compagnia mentre imparano i fondamenti della lettura.

SCARICARE GRATIS, NESSUNA PUBBLICITÀ, NESSUN ACQUISTO IN APP!
Tutti i contenuti sono gratuiti al 100%, creati da organizzazioni no profit di alfabetizzazione Curious Learning, CET e Apps Factory.

CARATTERISTICHE DEL GIOCO PER PROMUOVERE LE CAPACITÀ DI LETTURA:
• Puzzle fonetici divertenti e coinvolgenti
• Giochi di tracciamento delle lettere per aiutare la lettura e la scrittura
• Giochi di memoria del vocabolario
• Livelli impegnativi "solo audio"
• Rapporto sui progressi dei genitori
• Accesso multiutente per il progresso del singolo utente.
• Mostri collezionabili, evolutivi e divertenti
Ultimo aggiornamento
27 apr 2021

Sicurezza dei dati

Il primo passo verso la sicurezza è capire in che modo gli sviluppatori raccolgono e condividono i tuoi dati. Le misure di protezione della privacy e della sicurezza dei dati possono variare in base all'utilizzo, alla regione e all'età. Lo sviluppatore ha fornito queste informazioni e potrebbe aggiornarle nel tempo.
L'app potrebbe condividere questi tipi di dati con terze parti
Posizione, Attività dell'app e Informazioni e prestazioni dell'app
L'app potrebbe raccogliere questi tipi di dati
Posizione, Attività dell'app e Informazioni e prestazioni dell'app
I dati vengono criptati in transito
Puoi richiedere l'eliminazione dei dati
Impegno a rispettare le Norme per le famiglie di Google Play