TOERANA MARO BE
Miarร ha aminโi Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!
แฐแ แแแแ แ แแแแแ แแแ แแ? แแแแขแ แแแ? แแแแแแ แกแแแแ? แ แแแแ แขแ แแแ? IANAO แแ แ misafidy miaraka aminโity bokim-pifandraisana ity. แแแ แแแแแ แแแกแแแแแแ แแ แแแ แแแ, แแแแแแแแแแ แแ แ แแฏแแแ แแ แ แแ แคแแคแแแแแแแแแแ แกแแแแ แแ แแแแแแแแ!
Manomboka eny ambony rahona hatrany aminโny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka aminโny ity tantara mampihetsi-po ity.
FANDAHARAM-POTOANA
* MAMAKY aminโny alร lanโny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra aminโny alร lanโny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MISAFIDY ny toerana alehanโi Akili manaraka - แแแแแ แแ แแแแแ แแ แขแแแขแแ แ
* AKILI no mitantara azy hatraminโny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky
MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforoninโny Curious Learning sy Ubongo ..
NY FANDAHARAM-POTOANA AMINโNY FAHITA LAVITRA - AKILI แแ แแ
Akili and Me dia kilalaon-tsaina aminโny alร lanโny sarimihetsika, noforoninโny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoanโny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka aminโny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanร na mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady mantsym netra -แแแแ ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka aminโny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika aminโny aterineto, tianโny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka aminโi Akili!
Jereo ny horonan-tsary Akili and Me aminโny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha aminโny firenenao ny fampianarana.
MOMBA NY UBONGO
Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoanโny ankizy ao Afrika. แแแแแแขแแแ แแ แแแแแแ แฐแแแแแขแ แ แกแ แฐแแขแแ แคแแแแแ แแแ!
แแแแแแแ แแขแ แ แแแแแแแ แแชแแแแแ ny herinโny fialam-boly, ny fihitaranโny haino aman-jery ary ny teknolojianโny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana แแแแแแแ lenta.
MOMBA NY แชแแแแแกแแแงแแแ แแแแ
Curious Learning dia orinasa tsy mitady แกแแแแ แฎแ, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoanโireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy aminโny fitenin-drazany maneran-tany aminโny alร lanโny porofo mivaingana sy antontanโisa voamarina.
MOMBA NY APPLI
Vakio miaraka amin'i Akili - แขแแแ แแแ แแแ แ แแ! Dia noforoninโny sehatry ny Curious Reader, novokarinโny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
แแแแแฎแแแ:
31 แแแ . 2022
แแแแแแแแแ