INONA NY TIANAO ATAO?
Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tianโny zareo atao!
Iza no tia mitsambikina eny antamponโny tendrimbohitra? Iza ilay mpandoko aminโny paleta miloko maro? แแ แ แแแ แแแแ แชแกแ แแแฌแแฐแแขแ แ แแแแแแฐแ?
Ho fantatrao izany rehetra izanyo ao anatinโity tantara mahaliana ity. Hozarainao miaraka aminโi Akili ve inona no tianao atao?
FANDAHARAM-POTOANA
* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra aminโny alร lanโny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MIFANDRAY aminโny mpilalao sy ny tontolo - แแแแแแแ แแ แแแแแ แแ แขแแแขแแ แ
* AKILI sy ny namany no mitantara azy hatraminโny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky
MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforoninโny Curious Learning sy Ubongo ..
NY FANDAHARAM-POTOANA AMINโNY FAHITA LAVITRA - AKILI แแ แแ
Akili and Me dia kilalaon-tsaina aminโny alร lanโny sarimihetsika, noforoninโny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Akili and Me - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoanโny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka aminโny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanร na mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady mantsym netra -แแแแ ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka aminโny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika aminโny aterineto, tianโny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka aminโi Akili!
Jereo ny horonan-tsary Akili and Me aminโny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha aminโny firenenao ny fampianarana.
MOMBA NY UBONGO
Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoanโny ankizy ao Afrika. แแแแแแขแแแ แแ แแแแแแ HIANATRA SY HITIA FIANARANA!
แแแแแแแ แแขแ แ แแแแแแแ แแชแแแแแ ny herinโny fialam-boly, ny fihitaranโny haino aman-jery ary ny teknolojianโny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana แแแแแแแ lenta.
MOMBA NY แชแแแแแกแแแงแแแ แแแแ
Curious Learning dia orinasa tsy mitady แกแแแแ แฎแ, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoanโireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy aminโny fitenin-drazany maneran-tany aminโny alร lanโny porofo mivaingana sy antontanโisa voamarina.
MOMBA NY APPLI
Vakio miaraka amin'i Akili - แแแแแ แแ แขแแแแแ แแขแแ? Dia noforoninโny sehatry ny Curious Reader, novokarinโny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
แแแแแฎแแแ:
31 แแแ . 2022
แแแแแแแแแ