Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!
INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.
MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra ts miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.
КАСИНГА АО АНАТИННИ КИЛАЛАО ИЗАЙ НАТАО АМПИРОБОРОБО НЫ ФАХАЙЗАНАО МАМАКИ ТЕНИ:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto
NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'nny maro tao anatin'n siansan'nny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary nah fahan ny Фамаки 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.
IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeranny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin'n fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin'n Apps Factory, CET - Билим берүү технологиялары борбору, sy IRC - Эл аралык Куткаруу комитети.
Fahano ny Mpilalaonao dia nataon'nny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin'nny fahaizana mamaky izamai mamaky. Изахай диа фикамбанана мпикарока, мпамолавола, сы мпампианатра изай манана танжона ны ханоме фампианарана мамакы teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny app arhaon - ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana nany tany.
-----
Монстр тою Малагасияда балдарды окуунун негиздерин үйрөтөт. Желмогуз жумурткаларын чогултуп, аларга каттарды берип туруңуз, ошондо алар жаңы досторго айланат!
ЖЕЛДҮЧТҮ КАНДАЙ ТОКТОНТУРАТ?
Monster Feed - бул балдарды кызыктырыш үчүн жана окууга үйрөнүү үчүн "үйрөнүү үчүн ойноо" ыкмаларын колдонот. Балдар үй жаныбарларын чогултуудан жана аларды өстүрүүдөн ырахат алышат.
ЖҮКТӨП АЛУУГА АКЫСЫЗ, ЖАРНАМАЛАР ЖАНА КОЛДОНМОЛОРДУ САТЫП АЛУУ ЖОК!
Бардык камтылгандар 100% акысыз, сабаттуулук боюнча коммерциялык эмес уюмдар тарабынан түзүлгөн Curious Learning, CET жана Apps Factory.
ОКУУ ЖӨНДӨМДӨРҮН ӨНҮКТҮРҮҮ ҮЧҮН ОЙУНУН ӨЗГӨЧӨЛҮКТӨРҮ:
• Фоникалык кызыктуу жана кызыктуу табышмактар
• Окууга жана жазууга жардам берүү үчүн кат издөө оюндары
• Лексикалык эс тутум оюндары
• "Үнгө гана" татаал деңгээлдер
• Ата-энелердин иши жөнүндө отчет
• Жеке колдонуучунун ийгиликтери үчүн көп колдонуучулар киришет.
• Чогултуучу, өнүгүп-өсүүчү жана кызыктуу желмогуздар
Качан жаңырды
2021-ж., 27-апр.