Vakio miaraka amin'i Akili - T

5 ພັນ+
ດາວໂຫຼດ
ປະເພດເນື້ອຫາ
ທຸກຄົນ
ຮູບໜ້າຈໍ
ຮູບໜ້າຈໍ
ຮູບໜ້າຈໍ
ຮູບໜ້າຈໍ
ຮູບໜ້າຈໍ
ຮູບໜ້າຈໍ
ຮູບໜ້າຈໍ

ກ່ຽວກັບແອັບນີ້

TOERANA MARO BE

Miaràha amin’i Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

Ho aiza i Akili avy eo? ອະນິຈາອາໄລບໍ? Ambony sambo? ມີອັນໃດອັນ ໜຶ່ງ ບໍ? IANAO ບໍ່ມີ ຄຳ ເວົ້າທີ່ບໍ່ມີປະໂຫຍດຫຍັງເລີຍ. Aza adino misavaona ny vorona, mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana sambo eny an-dàlana!

Manomboka eny ambony rahona hatrany amin ranyasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka amin itny ity tantara mampihetsi-po ity.

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY amin'ny alàlan’ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA ສິບປີ, sary ary hevitra amin'ny alàlan’ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MISAFIDY ny toerana alehan'i Akili manaraka-Ianao no manao ny tantara
* AKILI no mitantara azy hatramin'ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky


MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, ບໍ່ຕ້ອງການ VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin'ny ຢາກຮູ້ການຮຽນຮູ້ sy Ubongo ..


NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN'NY FAHITA LAVITRA - AKILI ແລະຂ້ອຍ

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Africa, hoan'ny Africa.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin'ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kantet, sady mantsa to ນາ -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin aterineto, tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin'i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili ແລະ Me amin 's aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin finyenao ny fampianarana.


MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoanny ankizy ao ອາຟຣິກາ. Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!

Manandratra avo ny herin’t fialam-boly, ny fihitaran’t haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.


MOMBA NY ຮຽນຮູ້ປະຈຸບັນ

Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin fitenin-drazany maneran-tany amin al amlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Toerana Maro Be! Dia noforonin 's sehatry ny Curious Reader, novokarin'ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
ອັບເດດແລ້ວເມື່ອ
31 ມ.ນ. 2022

ຄວາມປອດໄພຂອງຂໍ້ມູນ

ຄວາມປອດໄພເລີ່ມດ້ວຍການເຂົ້າໃຈວ່ານັກພັດທະນາເກັບກຳ ແລະ ແບ່ງປັນຂໍ້ມູນຂອງທ່ານແນວໃດ. ວິທີປະຕິບັດກ່ຽວກັບຄວາມເປັນສ່ວນຕົວ ແລະ ຄວາມປອດໄພຂອງຂໍ້ມູນອາດຈະແຕກຕ່າງກັນອີງຕາມການນຳໃຊ້, ພາກພື້ນ ແລະ ອາຍຸຂອງທ່ານ. ນັກພັດທະນາໃຫ້ຂໍ້ມູນນີ້ ແລະ ອາດຈະອັບເດດມັນເມື່ອເວລາຜ່ານໄປ.
ແອັບນີ້ອາດຈະແບ່ງປັນປະເພດຂໍ້ມູນເຫຼົ່ານີ້ກັບພາກສ່ວນທີສາມ
ສະຖານທີ່, ການເຄື່ອນໄຫວແອັບ, ຂໍ້ມູນແອັບ ແລະ ປະສິດທິພາບ
ແອັບນີ້ອາດຈະເກັບກຳປະເພດຂໍ້ມູນເຫຼົ່ານີ້
ສະຖານທີ່, ການເຄື່ອນໄຫວແອັບ, ຂໍ້ມູນແອັບ ແລະ ປະສິດທິພາບ
ລະບົບຈະເຂົ້າລະຫັດຂໍ້ມູນໃນຂະນະສົ່ງ
ລຶບຂໍ້ມູນບໍ່ໄດ້
ມຸ່ງໝັ້ນປະຕິບັດນະໂຍບາຍຄອບຄົວຂອງ Play

ມີຫຍັງໃໝ່

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.

ຝ່າຍຊ່ວຍເຫຼືອຂອງແອັບ

ກ່ຽວກັບນັກພັດທະນາແອັບ
Ubongo International
6615 Vaught Ranch Rd Ste 100 Austin, TX 78730 United States
+255 759 113 572

ເພີ່ມເຕີມແຍກຕາມ Ubongo