Vakio miaraka amin'i Akili - I

5K+
Muat turun
Rating kandungan
Semua orang
Imej tangkapan skrin
Imej tangkapan skrin
Imej tangkapan skrin
Imej tangkapan skrin
Imej tangkapan skrin
Imej tangkapan skrin

Perihal apl ini

INONA NY TIANAO ATAO?

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian'ny zareo atao!
Iza no tia mitsambikina eny antamponnyny tendrimbohitra? Iza ilay mpandoko aminnyny paleta miloko maro? Ary iza ilay tsy mitsahatra mandihy?
Ho fantatrao izany rehetra izany ao anatin'ity tantara mahaliana ity. Hozarainao miaraka amin'i Akili ve inona no tianao atao?

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin'ny alàlan'ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MIFANDRAY amin'ny mpilalao sy ny tontolo — Ianao no memerlukan ny tantara
* AKILI sy ny namany no mitantara azy hatramin'ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky

MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!

Maimaim-poana ny atet rehetra, noforoninnyny Curious Learning sy Ubongo ..

NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN'NY FAHITA LAVITRA - AKILI DAN SAYA

Akili and Me dia kilalaon-tsaina aminnyny alàlan'ny sarimihetsika, noforoninnyny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Akili and Me - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan'ny Afrika.

4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin'ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsara toetra no mifehy ny fihetsem -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin'ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin'ny aterineto, tian'ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin'i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili and Me aminnyny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin'ny firenenao ny fampianarana.

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan'ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy HIANATRA SY HITIA FIANARANA!

Manandratra avo ny herin'ny fialam-boly, ny fihitaran'ny haino aman-jery ary ny teknolojian'ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.

PEMBELAJARAN KURUS MOMBA NY

Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan'ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin'ny fitenin-drazany maneran-tany amin'ny alàlan'ny porofo mivaingana sy antontan'isa voamarina.

APLI MOMBA NY

Vakio miaraka amin'i Akili - Inona Ny Tianao Atao? Dia noforoninnyny sihatry ny Pembaca Ingin tahu, Novokarin'ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
Dikemas kini pada
31 Mac 2022

Keselamatan data

Keselamatan bermula dengan memahami cara pembangun mengumpul dan berkongsi data anda. Amalan privasi dan keselamatan data mungkin berbeza-beza berdasarkan penggunaan, rantau dan umur anda. Pembangun memberikan maklumat ini dan mungkin mengemaskinikan maklumat dari semasa ke semasa.
Apl ini mungkin berkongsi jenis data ini dengan pihak ketiga
Lokasi, Aktiviti apl dan Maklumat dan prestasi apl
Apl ini mungkin mengumpul jenis data ini
Lokasi, Aktiviti apl dan Maklumat dan prestasi apl
Data disulitkan semasa dalam perjalanan
Data tidak boleh dipadamkan
Komited untuk mengikuti Dasar Keluarga Play

Terbaharu

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.