Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1K+
Muat turun
Rating kandungan
Semua orang
Imej tangkapan skrin
Imej tangkapan skrin
Imej tangkapan skrin
Imej tangkapan skrin
Imej tangkapan skrin
Imej tangkapan skrin
Imej tangkapan skrin

Perihal permainan ini

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy aminnyny fianarana famakina teny. Tian'ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin'ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN'NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY SEPULUH:
• Piozila miaraka amin'ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra aminnyny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany "raha ny feom-peony" isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana sebarang amin'ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran'ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza memerlukan ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Aplikasi Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN'IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN'NY ZANAKAO.
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'ny siansan'ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana memilih manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ah 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra cangkul mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an'ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan'ny Ministeran'ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin'ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin'ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin'ny fiaraha miasa teo amin'ny Apps Factory, CET - Pusat Teknologi Pendidikan, sy IRC - Jawatankuasa Penyelamat Antarabangsa.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon'ny Curious Learning dika teny tamin'ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan'ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin'ny fahaizana mamaky teny sy manoratra, myyyyyyyy manoratra, myyyyyywyy, uyyyy, manyyayra, ayana. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny data - arahanon mya aplikasi ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed The Monster mengajar anak-anak asas membaca di Bahasa Malagasi. Kumpulkan telur raksasa dan beri mereka surat supaya mereka dapat berkembang menjadi rakan baru!

APAKAH MAKANAN MONSTER?
Feed The Monster menggunakan teknik ‘bermain untuk belajar’ yang terbukti dapat menarik minat anak-anak dan membantu mereka belajar membaca. Kanak-kanak menikmati pengumpulan dan pertumbuhan raksasa haiwan peliharaan sambil belajar membaca asas.

PERCUMA MUAT TURUN, TIADA IKLAN, TIADA DALAM PEMBELIAN APLIKASI!
Semua kandungan adalah 100% percuma, dicipta oleh badan bukan untung yang ingin tahu, Curious Learning, CET, dan Apps Factory.

CIRI-CIRI PERMAINAN UNTUK MEMPROMOSIKAN KEMAHIRAN MEMBACA:
• Teka-teki fonik yang menyeronokkan dan menarik
• Permainan mengesan huruf untuk membantu membaca dan menulis
• Permainan memori perbendaharaan kata
• Mencabar tahap "suara sahaja"
• Laporan kemajuan ibu bapa
• Log masuk berbilang pengguna untuk kemajuan pengguna individu.
• Raksasa yang dapat dikumpulkan, dapat dikembangkan, dan menyeronokkan
Dikemas kini pada
27 Apr 2021

Keselamatan data

Keselamatan bermula dengan memahami cara pembangun mengumpul dan berkongsi data anda. Amalan privasi dan keselamatan data mungkin berbeza-beza berdasarkan penggunaan, rantau dan umur anda. Pembangun memberikan maklumat ini dan mungkin mengemaskinikan maklumat dari semasa ke semasa.
Apl ini mungkin berkongsi jenis data ini dengan pihak ketiga
Lokasi, Aktiviti apl dan Maklumat dan prestasi apl
Apl ini mungkin mengumpul jenis data ini
Lokasi, Aktiviti apl dan Maklumat dan prestasi apl
Data disulitkan semasa dalam perjalanan
Anda boleh meminta data dipadamkan
Komited untuk mengikuti Dasar Keluarga Play