Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1K+
Downloads
Contentclassificatie
Iedereen
Screenshotafbeelding
Screenshotafbeelding
Screenshotafbeelding
Screenshotafbeelding
Screenshotafbeelding
Screenshotafbeelding
Screenshotafbeelding

Over deze game

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany "raha ny feom-peony" isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana elke amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ea.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN'IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN'NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra oa anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hooi soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-pioen, ny Voambolana ary ny Famakian-teny 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ea anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Nieuwe app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - The Center for Educational Technology, sy IRC - The International Rescue Committee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Nieuwsgierig leren dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahayizana mahazo iairizatra milayizana istanbul. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny mifototra amin'ny mifototra amin'ny porselein ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany vermijd amin'ny fiteny manerana ny tany.



Feed The Monster leert kinderen de basisprincipes van lezen in het Malagasi. Verzamel monstereieren en geef ze letters zodat ze kunnen uitgroeien tot nieuwe vrienden!

WAT VOEDT HET MONSTER?
Feed The Monster gebruikt beproefde ‘spelen om te leren'-technieken om kinderen te betrekken en hen te helpen leren lezen. Kinderen vinden het leuk om huisdiermonsters te verzamelen en te laten groeien terwijl ze de basisprincipes leren.

GRATIS TE DOWNLOADEN, GEEN ADVERTENTIES, GEEN IN APP-AANKOPEN!
Alle inhoud is 100% gratis, gemaakt door non-profitorganisaties Curious Learning, CET en Apps Factory.

SPELFUNCTIES OM LEESVAARDIGHEDEN TE BEVORDEREN:
• Leuke en boeiende klankpuzzels
• Lettertraceerspellen om te helpen bij het lezen en schrijven
• Woordenschat geheugenspellen
• Uitdagende "alleen geluid" -niveaus
• Ouderlijk voortgangsrapport
• Inloggen voor meerdere gebruikers voor individuele gebruikersvoortgang.
• Verzamelbare, evolueerbare en leuke monsters
Geüpdatet op
27 apr 2021

Veiligheid van gegevens

Veiligheid van gegevens begint met inzicht in de manier waarop ontwikkelaars je gegevens verzamelen en delen. Procedures voor gegevensprivacy en beveiliging kunnen variëren op basis van je gebruik, regio en leeftijd. De ontwikkelaar heeft deze informatie aangeleverd en kan die in de loop van de tijd updaten.
Deze app kan deze typen gegevens delen met derden
Locatie, App-activiteit en App-gegevens en -prestaties
Deze app kan deze typen gegevens verzamelen
Locatie, App-activiteit en App-gegevens en -prestaties
Gegevens worden tijdens de overdracht versleuteld
Je kunt de gegevens laten verwijderen
Verklaart het Gezinsbeleid van Play te volgen