Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 tys.+
Pobrania
Ocena treści
Dla wszystkich
Zrzut ekranu
Zrzut ekranu
Zrzut ekranu
Zrzut ekranu
Zrzut ekranu
Zrzut ekranu
Zrzut ekranu

Informacje o grze

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO ?
Mampiasa tekinika „milalao mba hianarana” efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin'ny fianarana famakina teny. Tian'ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin'ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN'NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin'ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin'ny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany „raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin'ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran'ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Aplikacja Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'ny siansan'ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahan'ny ankizy manana fototra amin'ny ts. Miorina manodidina ny foto-kevitra motyka mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an'ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan'ny Ministeran'ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin'ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny aplikacja orijinaly amin'ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin'ny fiaraha miasa teo amin'ny Apps Factory, CET – Centrum Technologii Edukacyjnych, sy IRC – Międzynarodowy Komitet Ratunkowy.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon'ny Curious Learning dika teny tamin'ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan'ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin'ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho an'ireo izay mila izany. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny data – ary miasa mba hahatonga ny app Fahano ny Mpilalaonao any any any any any any any any any any any any any any any any any iany any any any any any any any any any any any any any any any any any any any any any any any any any any any any any any iany any any any any

-----

Feed The Monster uczy dzieci podstaw czytania w języku malgaskim. Zbieraj jaja potworów i karm je literami, aby mogły wyrosnąć na nowych przyjaciół!

CO TO JEST FEED THE MONSTER?
Feed The Monster wykorzystuje sprawdzone techniki „zabawy, aby się uczyć”, aby zaangażować dzieci i pomóc im nauczyć się czytać. Dzieci lubią kolekcjonować i hodować potwory, jednocześnie ucząc się podstaw czytania.

DO POBRANIA ZA DARMO, BEZ REKLAM, BEZ ZAKUPÓW W APLIKACJI!
Cała zawartość jest w 100% darmowa, stworzona przez organizacje non-profit zajmujące się umiejętnościami czytania i pisania, Curious Learning, CET i Apps Factory.

CECHY GRY WSPIERAJĄCE UMIEJĘTNOŚCI CZYTANIA:
• Zabawne i wciągające łamigłówki fonetyczne
• Gry polegające na śledzeniu liter, które pomagają w czytaniu i pisaniu
• Gry pamięciowe ze słownictwem
• Trudne poziomy „tylko dźwięk”.
• Raport o postępach rodziców
• Logowanie wielu użytkowników dla indywidualnych postępów użytkownika.
• Kolekcjonerskie, ewoluujące i zabawne potwory
Ostatnia aktualizacja
27 kwi 2021

Bezpieczeństwo danych

Podstawą bezpieczeństwa jest wiedza o tym, jak deweloperzy zbierają i udostępniają Twoje dane. Praktyki w zakresie zapewniania prywatności i bezpieczeństwa danych mogą się różnić w zależności od sposobu korzystania z aplikacji, regionu i wieku użytkownika. Te informacje podał deweloper i z czasem może je aktualizować.
Ta aplikacja może udostępniać innym firmom te rodzaje danych
Lokalizacja, Aktywność w aplikacjach i Informacje o aplikacjach i ich działaniu
Ta aplikacja może zbierać te rodzaje danych
Lokalizacja, Aktywność w aplikacjach i Informacje o aplikacjach i ich działaniu
Dane są zaszyfrowane podczas przesyłania
Możesz poprosić o usunięcie danych
Zobowiązanie do przestrzegania zasad dotyczących aplikacji dla rodzin w Google Play