Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 mil+
Downloads
Classificação do conteúdo
Todos
Imagem da captura de tela
Imagem da captura de tela
Imagem da captura de tela
Imagem da captura de tela
Imagem da captura de tela
Imagem da captura de tela
Imagem da captura de tela

Sobre este jogo

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO ?
Mampiasa tekinika 'milalao mba hianarana' efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin'ny fianarana famakina teny. Tian'ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin'ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN'NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin'ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin'ny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin'ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran'ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN'IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN'NY ZANAKAO.
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'ny siansan'ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahan'ny ankizy manana fototra maminfy a tsaraian. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an'ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET – Centro de Tecnologia Educacional, sy IRC – Comitê Internacional de Resgate.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon'ny Curious Learning dika teny tamin'ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan'ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin'ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho an'ireo izay mila izany. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny data – ary miasa mba hahatonga ny app Fahano ny Mpilalanyao amin' tanyanavo manfia amin' aminvo manfia amin fit1 manfianany amin fit1 manfianany amin pilalanya

-----

Feed The Monster ensina às crianças os fundamentos da leitura em malgaxe. Colete ovos de monstros e alimente-os com letras para que possam se tornar novos amigos!

O QUE É FEED THE MONSTER?
O Feed The Monster usa técnicas comprovadas de "brincar para aprender" para envolver as crianças e ajudá-las a aprender a ler. As crianças gostam de colecionar e cultivar monstros de estimação enquanto aprendem os fundamentos da leitura.

GRATUITO PARA BAIXAR, SEM ANÚNCIOS, SEM COMPRAS NO APLICATIVO!
Todo o conteúdo é 100% gratuito, criado pelas organizações sem fins lucrativos de alfabetização Curious Learning, CET e Apps Factory.

RECURSOS DO JOGO PARA PROMOVER AS HABILIDADES DE LEITURA:
• Quebra-cabeças fonéticos divertidos e envolventes
• Jogos de traçar letras para ajudar na leitura e na escrita
• Jogos de memória de vocabulário
• Níveis desafiadores "somente som"
• Relatório de progresso dos pais
• Login multiusuário para progresso individual do usuário.
• Monstros colecionáveis, evolutivos e divertidos
Atualizado em
27 de abr. de 2021

Segurança dos dados

Sua segurança começa quando você entende como os desenvolvedores coletam e compartilham seus dados. As práticas de segurança e privacidade de dados podem variar de acordo com o uso, a região e a idade. O desenvolvedor forneceu as informações a seguir, que podem ser atualizadas ao longo do tempo.
Este app pode compartilhar estes tipos de dados com terceiros
Local, Atividade no app e Informações e desempenho do app
Este app pode coletar estes tipos de dados
Local, Atividade no app e Informações e desempenho do app
Os dados são criptografados em trânsito
Você pode solicitar a exclusão dos dados
Compromisso com a Política para famílias do Google Play