Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 тыс.+
(количество скачиваний)
Возрастные ограничения
Для всех
Скриншот
Скриншот
Скриншот
Скриншот
Скриншот
Скриншот
Скриншот

Описание игры

Fahano ny mpilalaonao di mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILAONAO ?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany «raha ny feom-peony» isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana Any amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahan'ny ankizy manana atenakian fototra. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany di natao amporisihana ny Hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

ИЗА ИЗАХАЙ?
Fahano ny Mpilalaonao di novatsihan’ny министерский raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo di novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET – Центр образовательных технологий, sy IRC – Международный комитет спасения.

Fahano ny Mpilalaonao di nataon'ny Curious Learning dika teny tamin'ny teny angilisy, izy di fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan'ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin'ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho an'ireo izay mila izany. Izahay di fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny фитенин-дренины izay mifototra amin'ny porofo sy ny data – ary miasa mba ahamin'erany f.

-----

Feed The Monster учит детей основам чтения на малагасийском языке. Собирайте яйца монстров и кормите их буквами, чтобы они могли стать новыми друзьями!

ЧТО ТАКОЕ КОРМИТЕ МОНСТРА?
Feed The Monster использует проверенные методы «игры, чтобы учиться», чтобы увлечь детей и помочь им научиться читать. Детям нравится собирать и выращивать домашних монстров, изучая основы чтения.

СКАЧИВАЙТЕ БЕСПЛАТНО, БЕЗ РЕКЛАМЫ, БЕЗ ПОКУПОК В ПРИЛОЖЕНИИ!
Весь контент на 100% бесплатен и создан некоммерческими организациями Curious Learning, CET и Apps Factory.

ОСОБЕННОСТИ ИГРЫ ДЛЯ РАЗВИТИЯ НАВЫКОВ ЧТЕНИЯ:
• Веселые и увлекательные головоломки
• Игры с прослеживанием букв, помогающие читать и писать
• Игры на запоминание словарного запаса
• Сложные звуковые уровни
• Родительский отчет о прогрессе
• Многопользовательский вход для индивидуального прогресса пользователя.
• Коллекционные, развивающиеся и забавные монстры
Последнее обновление
27 апр. 2021 г.

Безопасность данных

Чтобы контролировать безопасность, нужно знать, как разработчики собирают ваши данные и передают их третьим лицам. Методы обеспечения безопасности и конфиденциальности могут зависеть от того, как вы используете приложение, а также от вашего региона и возраста. Информация ниже предоставлена разработчиком и в будущем может измениться.
Это приложение может передавать указанные типы данных третьим лицам
Местоположение, История действий в приложении и Сведения о приложении и его производительности
Это приложение может собирать указанные типы данных
Местоположение, История действий в приложении и Сведения о приложении и его производительности
Данные шифруются при передаче
Вы можете запросить удаление данных.
Соблюдаются правила программы Google Play "Приложения для всей семьи".