Vakio miaraka amin'i Akili - I

5 tn+
Nedladdningar
Innehållsklassificering
Ingen åldersgräns
Skärmdumpsbild
Skärmdumpsbild
Skärmdumpsbild
Skärmdumpsbild
Skärmdumpsbild
Skärmdumpsbild

Om appen

INONA NY TIANAO ATAO?

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian’ny zareo atao!
Iza no tia mitsambikina eny antampon’ny tendrimbohitra? Iza ilay mpandoko amin’ny paleta miloko maro? Ary iza ilay tsy mitsahatra mandihy?
Ho fantatrao izany rehetra izany ao anatin’ity tantara mahaliana ity. Hozarainao miaraka amin'i Akili ve inona no tianao atao?

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin'ny alàlan'ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MIFANDRAY amin’ny mpilalao sy ny tontolo — Ianao no manao ny tantara
* AKILI sy ny namany no mitantara azy hatramin’ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky

MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!

Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin'ny Curious Learning sy Ubongo ..

NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - AKILI OCH MIG

Akili och Me dia kilalaon-tsaina amin'ny alàlan'ny sarimihetsika, noforonin'ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Akili and Me - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan'ny Afrika.

4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsara toetra no mifehy ny -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin'ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin'ny aterineto, tian'ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin'i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili och Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy HIANATRA SY HITIA FIANARANA!

Manandratra avo ny herin'ny fialam-boly, ny fihitaran'ny haino aman-jery ary ny teknolojian'ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.

MOMBA NY Nyfiken lära

Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin'ny fitenin-drazany maneran-tany amin'ny alàlan'ny porofo mivaingana sy antontan'isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Inona Ny Tianao Atao? Dia noforonin'ny sehatry ny Curious Reader, novokarin'ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
Uppdaterades den
31 mars 2022

Datasäkerhet

Säkerhet börjar med förståelsen av hur utvecklare samlar in och delar din data. Praxis för dataintegritet och säkerhet varierar beroende på användning, region och ålder. Utvecklaren har tillhandahållit denna information och kan uppdatera den med tiden.
Den här appen kan dela data av följande typ med tredje part
Plats, Appaktivitet och Appinformation och appens prestanda
Den här appen kan samla in data av följande typ
Plats, Appaktivitet och Appinformation och appens prestanda
Data krypteras när den skickas
Det går inte att radera datan
Mån om att följa familjepolicyn för Play

Nyheter

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.