Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

elfu 1+
Vipakuliwa
Daraja la maudhui
Kila mtu
Picha ya skrini
Picha ya skrini
Picha ya skrini
Picha ya skrini
Picha ya skrini
Picha ya skrini
Picha ya skrini

Kuhusu mchezo huu

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany "raha ny feom-peony" isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana amin'ny ray aman-dreny yoyote
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Programu ya Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'ny siansan'ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahanan 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra jembe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an annynyiziz.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin'ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin'ny fiaraha miasa teo amin'ny Apps Factory, CET - Kituo cha Teknolojia ya Elimu, sy IRC - Kamati ya Uokoaji ya Kimataifa.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho an’ireany izay Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny data - ary miasa mba hahatonga ny appa ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Kulisha Monster hufundisha watoto misingi ya kusoma katika Malagasy. Kukusanya mayai ya monster na uwape barua ili waweze kukua kuwa marafiki wapya!

NINI LISHA MONSTER?
Kulisha Monster hutumia mbinu zilizo kuthibitishwa za 'kucheza ili kujifunza' kuwashirikisha watoto na kuwasaidia kujifunza kusoma. Watoto hufurahiya kukusanya na kukuza wanyama wa wanyama wa kipenzi wakati wanajifunza misingi ya kusoma.

BURE KUPAKUA, HAKUNA TANGAZO, HAKUNA UNUNUZI WA APP!
Yaliyomo ni 100% ya bure, iliyoundwa na mashirika yasiyo ya faida ya kusoma na kuandika Curious Learning, CET, na Apps Factory.

VIFAA VYA MCHEZO KUENDELEZA Ustadi wa Kusoma:
• Mafumbo ya kufurahisha na ya kuvutia ya sauti
• Michezo ya kufuatilia barua kusaidia kusoma na kuandika
• Michezo ya kumbukumbu ya msamiati
• Changamoto za viwango vya "sauti tu"
• Ripoti ya maendeleo ya wazazi
• Watumiaji wengi huingia kwa maendeleo ya mtu binafsi.
• Monsters zinazokusanywa, zinazoweza kubadilika na za kufurahisha
Ilisasishwa tarehe
27 Apr 2021

Usalama wa data

Usalama huanza kwa kuelewa jinsi wasanidi programu wanavyokusanya na kushiriki data yako. Faragha ya data na mbinu za usalama zinaweza kutofautiana kulingana na matumizi yako, eneo ulilopo na umri wako. Msanidi programu ametoa maelezo haya na anaweza kuyasasisha kadiri muda unavyopita.
Programu hii huenda ikaruhusu aina hii ya data ikafikiwa na washirika wengine
Mahali, Shughuli za programu na Utendaji na maelezo ya programu
Programu hii huenda ikakusanya aina hizi za data
Mahali, Shughuli za programu na Utendaji na maelezo ya programu
Data inasimbwa kwa njia fiche inapotumwa
Unaweza kuomba data hiyo ifutwe
Kujitolea kufuata Sera ya Familia ya Google Play