Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1K+
Okudawunilodiwe
Isilinganiselwa sokuqukethwe
Wonke umuntu
Isithombe sesithombe-skrini
Isithombe sesithombe-skrini
Isithombe sesithombe-skrini
Isithombe sesithombe-skrini
Isithombe sesithombe-skrini
Isithombe sesithombe-skrini
Isithombe sesithombe-skrini

Mayelana nale geyimu

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. UTian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
IMaimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Apps.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• I-Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• I-Kilalao mifototra amin'ny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony“ isan-ambaratongany
• I-Tatitra ny fivoarana noma iyiphi i-amin'ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Uhlelo lokusebenza lwe-Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'ny siansan'ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahan 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Uhlelo lokusebenza olusha lwe-amin'ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin'ny fiaraha miasa teo amin'ny Apps Factory, CET - The Center for Educational Technology, sy IRC - The International Rescue Committee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon'ny Curious Learning dika teny tamin'ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan'ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin'ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho an'ireo izay Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny data - ary miasa mba hahatonga ny app ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Yondla isigebenga sifundisa izingane izisekelo zokufunda ngesiMalagasy. Qoqa amaqanda e-monster bese uwapha izinhlamvu ukuze zikhule zibe abangane abasha!

YINI OKUPHAKELWA ISIKHUMBUZO?
Yondla iSilo sisebenzisa izindlela eziqinisekisiwe 'zokudlala ukuze zifunde' ukubandakanya izingane nokuzisiza zifunde ukufunda. Izingane ziyakujabulela ukuqoqa nokukhula kwezilo zezilwane ngenkathi zifunda izisekelo zokufunda.

MAHHALA UKULANDA, AKUKHO ZIKHANGISO, AKUKHO KOKUTHENGWA KWE-APP!
Konke okuqukethwe kukhulu ngama-100%, kudalwe izinhlangano ezingenzi nzuzo zeCurious Learning, CET, ne-Apps Factory.

EZIPHUMA ZOMDLALO UKUTHUTHUKISA AMAKHONO OKUFUNDA:
• Imidlalo emnandi futhi ehehayo yemisindo
• Imidlalo yokulandela incwadi ukusiza ukufunda nokubhala
• Imidlalo yememori yesilulumagama
• Amazinga anzima "omsindo kuphela"
• Umbiko wenqubekela phambili wabazali
• Abasebenzisi abaningi bangena ngemvume ngenqubekela phambili yomsebenzisi ngamunye.
• Izilo eziqoqekayo, eziguqukayo futhi ezimnandi
Kubuyekezwe ngo-
Eph 27, 2021

Ukuphepha kwedatha

Ukuphepha kuqala ngokuqonda ukuthi onjiniyela baqoqa futhi babelane kanjani ngedatha yakho. Ubumfihlo bedatha nezinqubo zokuphepha zingahluka kuye ngokusebenzisa kwakho, isifunda, nobudala. Unjiniyela unikeze lolu lwazi futhi angalubuyekeza ngokuhamba kwesikhathi.
Le app ingabelana ngalezi zinhlobo zedatha nezinkampani ezingahlobene ngqo
Indawo, Umsebenzi wohlelo lokusebenza, ne-Ulwazi lwe-app nokusebenza
Le app ingaqoqa lezi zinhlobo zedatha
Indawo, Umsebenzi wohlelo lokusebenza, ne-Ulwazi lwe-app nokusebenza
Idatha ibetheliwe lapho ithunyelwa
Ungacela ukuthi leyo datha isulwe
Uzimisele ukulandela Inqubomgomo Yemindeni ye-Google Play